Teny iditra mihahaka (hahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby
Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To scatter, to disperse
Fig. to abuse, to vilify. [1.2]
 To scatter, to be scattered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se disperser, s'éparpiller [1.8]
Ohatra 
1ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony. [2.131]
2Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihahaka
Ny lasa : nihahaka
Ny hoavy : hihahaka
Filaza mandidy : mihahafa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20