Teny iditra | migodragodra (godragodra (godra)) | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Being feeble about the joints. [1.2] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |