Teny iditra mifo-nify
Singan-teny mifono ; nify
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny ankizy izay misolo vaovao ny nifiny, eo amin' ny fahafito na fahavalon' ny taonany [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30