Teny iditra mifonaka (fonaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mierotra mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To snore in sound sleep. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifonaka
Ny lasa : nifonaka
Ny hoavy : hifonaka
Filaza mandidy : mifonaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20