Teny iditra mifohehatra (fohehatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Idiran-doza, mahita angano: Nifohehatra ny zanako tamin' ny nataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be malignant, to do mischief. mamohehatra is more frequently used [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifohehatra
Ny lasa : nifohehatra
Ny hoavy : hifohehatra
Filaza mandidy : mifohehara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20