Teny iditra mifoha olo-mazoto
Singan-teny mifoha ; olona ; mazoto
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitenenana enti-milaza fotoana eo amin' ny 5 maraina eo ho eo; fizaran' andro vao maraim-be, fotoana vao maraim-be: Mifoha olo-mazoto izy no niainga [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14