Teny iditra mifiaka (fiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. [1.2]
 To chew and suck as in eating sugar cane [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre [1.8]
Ohatra valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby? [2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifiaka
Ny lasa : nifiaka
Ny hoavy : hifiaka
Filaza mandidy : mifiaha
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18