Teny iditra mifetsy (fetsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To deceive, to impose on, to beguile, to circumvent. [1.2]
 To trick, to get the best of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tromper par des ruses [1.8]
Ohatra mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifetsy
Ny lasa : nifetsy
Ny hoavy : hifetsy
Filaza mandidy : mifetse

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20