Teny iditra mifehy (fehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamatotra: Mifehy kitay
Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy vahoaka
Mitovy hevitra: mifatotra ~ mifehy ~ mirohy ~ mivadiditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To tie
To superintend, to oversee, to overrule, to govern
To wear sashes across both shoulders, as in the ceremony of circumcision. [1.2]
 To control, to govern [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lier, gouverner, administrer [1.8]
Ohatra Ary ny zoron-trano efatra mifehy vola eny ampovoany. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifehy
Ny lasa : nifehy
Ny hoavy : hifehy
Filaza mandidy : mifeheza
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mifehy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mifindra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20