Teny iditra mifatratra (fatratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lying close, put close together. [1.2]
Ohatra Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifatratra
Ny lasa : nifatratra
Ny hoavy : hifatratra
Filaza mandidy : mifatrara

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31