Entrée | mifarina (farina) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana ¶ (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina) [Rajemisa 1985] | |
Explications en anglais | used of a child suffering from constipation. [Richardson 1885] | |
Explications en français | constipation des enfants [Rajemisa: Vakoka] | |
Vocabulaire | Santé | |
Analogues | mitohana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |