Teny iditra mifanofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Nifanofa tànana, dia samy nidify [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanofa, mifanofan', mifanofan-, mifanofam-
Ny lasa : nifanofa, nifanofan', nifanofan-, nifanofam-
Ny hoavy : hifanofa, hifanofan', hifanofan-, hifanofam-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31