Teny iditra mifankazatra (zatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser: Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~ Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde) [1.3]
Ohatra 
1Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra; [2.285]
2Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifankazatra
Ny lasa : nifankazatra
Ny hoavy : hifankazatra
Filaza mandidy : mifankazara

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17