Teny iditra mifankatia (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S' entr' aimer [1.107]
Ohatra 
1Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [2.499]
2Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifankatia
Ny lasa : nifankatia
Ny hoavy : hifankatia
Filaza mandidy : mifankatiava
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20