Teny iditra mifankaheny (heny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona roa, lehilahy sy vehivavy, mahazo mivady fa tsy voasakan' ny maha-mpihavana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifankaheny
Ny lasa : nifankaheny
Ny hoavy : hifankaheny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31