Teny iditra | midrakadraka (drakadraka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra drakadraka mianjaika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be placed at random, to be irregular, without arrangement. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | être dressé [1.3] | |
Teny iditra | midrakadraka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] mitalaho [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29 |