Teny iditra midotse
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mikasika, mampidona: Asa an-dapa ka izay mampidona ny azy amin'ny farany dia samy mody [1.78]

Teny iditra midotse
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mifanila: Iñy lalaña midotse amin'ny tranon-dRafaralahy iny no izy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31