Teny iditra midorehitra (dorehitra (rehitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be a bright flaming red [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être rouge comme le feu [1.8]
Ohatra 
1Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470]
2Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [2.583]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midorehitra
Ny lasa : nidorehitra
Ny hoavy : hidorehitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21