Teny iditra |
midiridiry
(diridiry (diry))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy
[1.1]
|
| [Tambahoaka]
Miridiridy [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | Stretched to the full, tense, swollen hard [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Etre tendu, gonflé [1.3]
|
Ohatra | Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana.
[2.470]
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
midiridiry
(diridiry (diry))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | S'obstiner [1.3]
|
|
Teny iditra |
midiridiry
(diridiry)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To stare at [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
midiridiry |
Ny lasa : |
nidiridiry |
Ny hoavy : |
hidiridiry |
Filaza mandidy : |
midiridiria |
|
|