Teny iditra midibidiby (dibidiby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Feno mizihitra be: Mbola midibidiby ny kiboko ka tsy afaka mihazakazaka aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midibidiby
Ny lasa : nidibidiby
Ny hoavy : hidibidiby

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/22