Teny iditra |
mibosesika
(bosesika (sesika))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To push one's way into or
through a crowd [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se presser dans une entrée,
dans une foule [1.8]
|
Ohatra |
1 | Mibosesika ao anatiny rahateo ny hanina ny tonkatranony.
[2.470]
|
2 | Velona indray ny horakoranka avy ary atsinanana, ary nibosesika nidina ny rano tondraka.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mibosesika |
Ny lasa : |
nibosesika |
Ny hoavy : |
hibosesika |
Filaza mandidy : |
miboseseha |
|
|