Teny iditra | mibinabina (binabina) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Mivonto somary malemilemy toa mizihitry ny rivotra [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Swollen, puffed up, prominent, protuberant. [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |