Teny iditra |
mibata
(bata)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manainga zavatra amin' ny tanana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To lift, to raise, to carry. [1.2]
|
Ohatra | Nony nampidinina ny vata, i Donga, i Tondra, i Voavy, no nanampy ahy nibata azy.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mibata |
Ny lasa : |
nibata |
Ny hoavy : |
hibata |
Filaza mandidy : |
mibatà |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
mibatà
(bata)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibata
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|