Teny iditra mibango (bango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny volo voamboatra milamina tsara ary voarandrana [1.1]
  [Tanala] Manao volo, mirandrana, mandamim-bolo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To wear the hair in the form of bango. [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibango
Ny lasa : nibango
Ny hoavy : hibango
Filaza mandidy : mibangoa

Teny iditra mibango (bango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] mankafy, midera [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To take enjoyment, to take delight in something [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibango
Ny lasa : nibango
Ny hoavy : hibango
Filaza mandidy : mibangoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09