Entrée | mibaiko (baiko) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba? ¶ Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Traduction anglaise | to speak in words of a foreign language; to use words of command. These words originally came into use in drilling soldiers. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to command [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Traduction française | Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
donner un commandement [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |