Teny iditra |
miarahaba
(arahaba)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatra dia miarahaba ny mpampianatra Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fara aman-dimby, tompoko [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To salute, to congratulate. [1.2]
|
| To greet, to congratulate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Saluer; féliciter [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miarahaba |
Ny lasa : |
niarahaba |
Ny hoavy : |
hiarahaba |
Filaza mandidy : |
miarahabà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
miarahabà
(arahaba)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miarahaba
|
|