Teny iditra |
miangola
(angola)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihantahanta aseho amin' ny fiteny sy ny fihetsehana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To indulge one's fancies [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Satisfaire ses caprices [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miangola |
Ny lasa : |
niangola |
Ny hoavy : |
hiangola |
Filaza mandidy : |
miangolà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
miangolà
(angola)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangola
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|