Teny iditra miangoango (angoango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto?
Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be piled up in a heap [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miangoango
Ny lasa : niangoango
Ny hoavy : hiangoango
Filaza mandidy : miangoangoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31