Teny iditra mianavaratra (anavaratra (avaratra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha mankany avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go north or northwards. [1.2]
 To go to the north [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aller vers le nord [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianavaratra
Ny lasa : nianavaratra
Ny hoavy : hianavaratra
Filaza mandidy : mianavarata
Kamban-teny 
Mpanahaka  mianatsimo ~ miantsinanana ~ miankandrefana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20