Teny iditra miampofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To nurse in the lap. [1.2]
Ohatra 
1Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [2.48]
2nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miampofo
Ny lasa : niampofo
Ny hoavy : hiampofo
Filaza mandidy : miampofoa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11