Teny iditra |
miala
(ala)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To leave, to go away [1.2, 1.7]
|
| To go out, to retire [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Partir, quitter un lieu [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina...
[2.470]
|
2 | Hiala ihany koa anefa aty aoriana.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miala |
Ny lasa : |
niala |
Ny hoavy : |
hiala |
Filaza mandidy : |
mialà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mialà
(ala)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miala
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|