Teny iditra miaika (aika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikitroka mifanizina: Niaika ny vahoaka teo amin' ny kianjan' i Mahamasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To come close together, to assemble, to meet in congress; to proceed to the army, to go to the war. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miaika
Ny lasa : niaika
Ny hoavy : hiaika
Filaza mandidy : mieha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20