Teny iditra | menapiny > menapina | ||||
Singan-teny | mena | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Volon-doko mandray ny vony sy ny mena [1.1] | ||||
Izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo [1.62] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | [ menapiny ] Roux [1.3] | ||||
Rouge écarlate [1.5] | |||||
Ohatra |
| ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | ||||
Fivaditsoratra | ampenina, mañapeny, manepañy, menapina |