Teny iditra mazava ray (zava, ray)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sola ny volo eo ambonin' ny handrina izay tonga mangadihady be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having a fine or prominent forehead [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui a le front large et découvert [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31