Teny iditra | mazava ratsy | |
Singan-teny | mazava ; ratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay maraina manaraka ny mangoana atsinanana sy ny mangiran-dratsy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Daybreak [1.3, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | à la première lumière de l'aube [1.3] | |
Aurore [1.8] | ||
Ohatra | Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro.
[2.996] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |