Teny iditra |
mazava
(zava)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitera-kazavana: Mazava ny afo Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Bright, light, clear; [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Clair, lumineux, brillant [1.3, 1.8]
|
| Net, franc, ouvert, transparent, éclairci [1.3]
|
Ohatra |
1 | Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny.
[2.472]
|
2 | Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo.
[2.324]
|
3 | Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara:
[2.470]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mazava |
Ny lasa : |
nazava |
Ny hoavy : |
hazava |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|