Teny iditra | may volon-tratra | |
Singan-teny | may ; volo ; tratra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1] | |
Tovy hevitra | may volon' orona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |