Teny iditra maty amboa
Singan-teny maty ; amboa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1]
Tovy hevitra resy amboa ~ velona amboa

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20