Teny iditra matraboka (traboka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matsatso, sahala amin' ny voankazo be rano, tsy misy tsirony: Rano matraboka
Mitovy hevitra: maranorano ~ matsaotsao [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05