Teny iditra | matin-kenamaso | |
Singan-teny | matin- (maty) ; henamaso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Resin' ny henamaso ka na zavatra tsy tiana aza atao ihany [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny matin-kenamaso io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |