Teny iditra | matin-kanin-kely | |
Singan-teny | matin- (maty) ; hanina ; kely | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Simba na voa mafy noho ny sakafo na vola kely tsy toy inona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Perdu par un appât, par un rien [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny matin-kanin-kely io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |