Teny iditra mateza (teza)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Durable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui dure [1.8]
Ohatra Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra: [2.470]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11