Teny iditra | matevin-kena | |
Singan-teny | matevina ; hena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny be nofo raha biby ary matevina kosa raha lamba [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui est épais, comme le papier, le verre, une étoffe [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |