Teny iditra matematika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fomba aman-toetran' ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin' ny alalan' ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan' izy samy izy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: mathématique.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31