Teny iditra matanjaka (tanjaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna
Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io?
Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana
Mitovy hevitra: be aina ~ be sandry ~ mafy ~ mahery ~ matomboka ~ tomady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Strong, vigorous; heavily built, corpulent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fort, vigoureux; gros; un peu gras [1.8]
Ohatra 
1Fantatra fa matanjaka I Feno. [2.472]
2Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [2.944]
3Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [2.643]
4Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : matanjaka, matanjak', matanja-
Ny lasa : natanjaka, natanjak', natanja-
Ny hoavy : hatanjaka, hatanjak', hatanja-
Filaza mandidy : matanjaha
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20