Teny iditra masonkarena
Singan-teny mason- (maso) ; harena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
 Fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The cost price; capital used in business [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
 Prix de revient [1.13]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17