Teny iditra masirasira (sirasira)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misimisy sira kely, masimasina
Tsy dia mazoto firy, tsy manotraka firy, matimaty amin' ny fivavahana [1.1]
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20