Teny iditra masin-tanana
Singan-teny masina ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo mahasitrana ny aretina raha vao mikasika fotsiny ny tanany; mahomby rehefa manasitrana, na mikasi-tanana izany, na manome fanafody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont les remèdes sont efficaces, qui guérit au seul toucher [1.3]
 Dont les remèdes sont efficaces, qui a « bonne main » « la main heureuse », suivant l'expression française
Qui peut guérir par la seule imposition des mains, pratique qu'utilisent certains empiriques, surtout dans le cas de maladies nerveuses [1.196]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14