Teny iditra | masikita | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Didin-kena lavalava izay atsatsika amin' ny afo (any anindrana) Soza, safindrana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Viande séchée, boucanée. [1.19] | |
Tovy hevitra | masikity | |
Fivaditsoratra | masikaty, masikita, miakatsy, mitsaika, mitsiaka, tsy maika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |