Teny iditra Maroratsy
Singan-teny maro ; ratsy
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Mponina ao Vohiboazo sy ny manodidina azy [1.78]
Ohatra Ireto ny sasany taminy Manamorona an' Iaroka, ny Tsimanolo sy ny Maroratsy, ao Vatomandry. [2.508]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/05